Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Fifandraisana Amin’Andriamanitra

Ny Fifandraisana Amin’Andriamanitra

Fizarana 9

Ny Fifandraisana Amin’Andriamanitra

Iza amin’ireto no tena sarotra aminao?

□ Mianatra Baiboly

□ Mivavaka tsy tapaka amin’i Jehovah Andriamanitra

□ Mitory, indrindra fa amin’ny namana

□ Manaiky fa mahasoa ny fitsipiky ny Baiboly

Soraty eto izay eritreretinao hatao mba hahavitana izany.

․․․․․

Inona no hanampy anao hifandray tsara amin’Andriamanitra sy hankatò azy? Inona koa no hanampy anao hahita izay tanjona tokony hotratrarina mba hahasambatra anao? Vakio ny Toko 34-38.

[Sary, pejy 280, 281]