Hijery ny anatiny

Momba ny Vavolombelon’i Jehovah

Hitanao mitory amin’ny olona izahay, ary mety ho efa novakinao tamin’ny gazety na henonao tamin’ny olona ny momba anay. Tena hainao tsara ve anefa ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo koa: Inona ny Zavatra Inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Zavatra Inoana sy Zavatra Atao

Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah

Jereo ato ny valin’ny fanontanianao momba anay.

Fitantarana Momba ny Vavolombelon’i Jehovah

Miezaka mafy ny Vavolombelon’i Jehovah mba hampihatra an’izay voalazan’ny Baiboly, ka hanan-kery eo amin’ny eritreriny sy ny fomba fiteniny ary ny ataony izany. Jereo ny fitantarana momba an’izany.

Ny Ataonay Vavolombelon’i Jehovah

Any amin’ny tany 230 mahery izahay, ary samy hafa fiaviana sy kolontsaina. Mitory angamba no tena ahafantaranao anay. Manao zavatra hafa koa anefa izahay mba hanampiana olona.

Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Fantaro ny momba ny fianakaviamben’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany.

Fianarana Baiboly Maimaim-poana

Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?—Video Manontolo

Olona an-tapitrisany eran-tany no mahita ny valin’ny fanontaniany, ao amin’ny Baiboly. Tianao koa ve ny hahita ny valin’ny fanontanianao?

Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly?

Fantatra eran-tany hoe manasa ny olona hianatra Baiboly maimaim-poana ny Vavolombelon’i Jehovah. Aseho ato ny fanaovana an’ilay izy.

Hangataka Hotsidihina

Azo atao ny mandinika fanontaniana ara-baiboly na manontany mombamomba ny Vavolombelon’i Jehovah.

Fivoriana sy Zava-mitranga Hafa

Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana?

Jereo ity video ity dia ho fantatrao ny valiny.

Hanatrika Fivoriana

Fantaro ny fivorianay. Jereo izay toeram-pivoriana akaiky anao.

Fahatsiarovana ny Nahafatesan’i Jesosy

Manasa anao ny Vavolombelon’i Jehovah hanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Jesosy ny 12 Aprily 2025.

Biraon’ny Sampana

Hifandray Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah

Nomerao sy adiresy azo ifandraisana amin’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany.

Fitsidihana Betela

Jereo izay Betela akaiky azonao tsidihina.

Avy Aiza ny Vola Ampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Tsy manao hoatran’ny fanaon’ny fivavahana maro izahay.

Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?

Misy Vavolombelon’i Jehovah any amin’ny tany maro. Samy manana ny fiaviany izy ireo. Nahoana izy ireo no lasa Vavolombelon’i Jehovah sy miray saina?

Topy Maso—Eran-tany

  • 239—Tany misy Vavolombelon’i Jehovah

  • 8 816 562—Vavolombelon’i Jehovah

  • 7 281 212—Fampianarana Baiboly maimaim-poana any an-trano

  • 20 461 767—Mpanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy

  • 118 177—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah