Hijery ny anatiny

Baiboly ao Amin’ny Internet

Vakio sy henoy ao amin’ny Internet ny Baiboly, na alaivo maimaim-poana ny raki-peo na video amin’ny tenin’ny tanana. Tsotra sy mora vakina ary marina tsara Ny Soratra Masina​—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao. Misy amin’ny fiteny 210 mahery ny ampahany amin’izy io na izy manontolo, ary 240 tapitrisa mahery no efa natao pirinty.

FILAHARANY

NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO