Hijery ny anatiny

Hira Natao Hiderana An’i Jehovah

Misy hira tsara be noraisim-peo ato, natao hiderana an’i Jehovah Andriamanitra. Azonao atao ny mihaino na maka azy ireny. Efa misy daholo na feon’antoko-mpihira na feon-kira tendren’ny orkesitra na mozika fotsiny. Azo jerena ato koa ny tononkira misy naoty.

 

HIRA

‘Ho toy ny Renirano ny Fiadananao’

Hoatran’ny renirano ny fiadanana avy amin’i Jehovah sady mikoriana mandrakizay.

HIRA

‘Ho toy ny Renirano ny Fiadananao’

Hoatran’ny renirano ny fiadanana avy amin’i Jehovah sady mikoriana mandrakizay.