Hijery ny anatiny

Tanjona Amin’ny Fanompoana

Hitan’ny Vavolombelon’i Jehovah hoe manampy azy ireo ny Baiboly mba hananany finoana mihamatanjaka foana sy hanatratrarany ny tanjony eo amin’ny fanompoana an’Andriamanitra.

Tiako Be Mihitsy ny Fiainako

Te ho afa-po eo amin’ny fiainana ve ianao? Tantarain’i Cameron ato hoe ahoana no nahatonga azy ho afa-po rehefa nankany amin’ny toerana iray.

Nahafoy Tena Izy Ireo

Anabavy maro no nisalasala raha hahavita hanompo any an-tany hafa. Nandeha ihany anefa izy ireo. Inona no nahatonga azy ho be herim-po? Inona no nianarany tany?

Nahafoy Tena Izy Ireo: Albania sy Kosovo

Inona no nanampy an’ireo mpanitatra faritany ireo hiaritra na dia teo aza ny olana?

Nahafoy Tena Izy Ireo: Brezila

Ho hitanao ato ny tantaran’ireo olona nifindra monina mba hanompo an’Andriamanitra bebe kokoa.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Boligaria

Inona avy ny olana atrehin’ireny olona mandeha mitory any an-tany hafa ireny?

Nahafoy Tena Izy Ireo: Ghana

Miatrika zava-tsarotra maro ireo mifindra any amin’ny toerana ilana mpitory bebe kokoa, nefa mahazo valisoa be dia be koa.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Guyana

Inona no azonao ianarana avy amin’ny mpanitatra faritany? Nahoana izany no hanampy anao raha te hanitatra faritany any an-tany hafa ianao?

Nahafoy Tena Izy Ireo: Madagasikara

Vakio ato ny tantaran’ny sasany amin’ireo mpitory mahafoy tena mba hitoriana ny vaovao tsara eto Madagasikara.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Mikronezia

Misy olana telo fahitan’ireo mpitory mifindra any amin’ireo nosy any amin’ny Oseana Pasifika. Ahoana no ataon’izy ireo?

Nahafoy Tena Izy Ireo: Myanmar

Nahoana no nandao ny taniny ny Vavolombelon’i Jehovah maro, dia nifindra any Myanmar?

Nahafoy Tena Izy Ireo: Fanjakan’i New York

Nety tsara ny fiainan’ny mpivady iray, nefa niala tao amin’ilay trano tena tiany izy ka nifindra tao amin’ny trano kely iray. Nahoana?

Nahafoy Tena Izy Ireo: Norvezy

Ho hitanao ato hoe ahoana no nahatonga ny fianakaviana iray hifindra any amin’izay ilana mpitory maro kokoa, noho ny fanontaniana iray tsy nampoizina.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Oseania

Inona no ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah manitatra faritany any Oseania mba hiatrehana olana?

Nahafoy Tena Izy Ireo: Philippines

Ho hitanao ato hoe nahoana ny olona sasany no niala tamin’ny asany sy nivarotra ny fananany ary nifindra tany amin’ny faritra mitokana any Philippines.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Rosia

Vakio ny tantaran’ny Kristianina mpitovo sy manambady manitatra faritany any Rosia. Lasa mitoky kokoa amin’i Jehovah izy ireo.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Taïwan

Vavolombelona 100 mahery no nifindra tany Taïwan mba hanitatra faritany. Vakio ny tantarany sy izay nataony mba hahombiazana.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Torkia

Nisy ezaka manokana natao mba hitoriana tany Torkia tamin’ny 2014. Inona no anton’ilay izy? Ary inona no vokany?

Nahafoy Tena Izy Ireo: Afrika Andrefana

Ho hitanao ato hoe nahoana ny Eoropeanina sasany no nifindra tatsy Afrika Andrefana, ary nanao ahoana ny fiainany tany.

Nanatsotra Fiainana Izahay

Lahateny tany amin’ny fivoriambe no nampieritreritra ny mpivady iray any Kolombia hoe inona no zava-dehibe indrindra amin’izy mivady.

Fa Inona àry ity Nataoko!

Nianatra tenin’ny tanana ny misionera iray any Bénin mba hanampiana ny marenina any hifandray tsara amin’Andriamanitra.

Ilay Safidiko Tamin’izaho Mbola Kely

Nanapa-kevitra hianatra teny kambôdzianina ny ankizilahy iray avy any Columbus, Etazonia. Nahoana? Inona no vokatr’izany teo amin’ny fiainany?