Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

JW Library Amin’ny Apple

JW Library Amin’ny Apple

Ny JW Library dia programa ofisialy noforonin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Misy Baiboly dikan-teny maromaro ao, ary misy boky sy bokikely fianarana Baiboly.

 

 

Inona ny Vaovao?

Febroary 2024 (JW Library 14.2)

  • Ampiasao ilay hoe Hanapaka, ao amin’ny video na raki-peo ao amin’ny Lisitra, raha te handefa ny ampahan’ilay video na raki-peo ianao.

Septambra 2023 (JW Library 14.1)

  • Azo aseho ny fomba fanononana ny pinyin sy furigana ho an’ny teny sinoa sy japoney, raha misy.

Jolay 2023 (JW Library 14)

  • Mamoròna lisitra video sy feo ary sary. Azonao ampiasaina na ovaovana ao amin’ilay fizarana hoe “Fianarana Samirery” ny lisitra noforoninao.

  • Lasa hita miaraka amin’ny soratra hafa rehetra izao ny naoty ampidirinao eo amin’ny fanontaniana sy eo amin’ny fanazavana miaraka amin’ny sary.

  • Ny fitaovana misy iOS 15.0 no ho miakatra ihany no afaka mampiasa ny JW Library 14.

 

ATO AMIN’ITY FIZARANA ITY

Hampiasa JW Library: iOS

Ianaro ny fomba fampiasana ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Handika sy Hampiasa Baiboly: iOS

Ianaro ny fomba handikana sy hampiasana Baiboly ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Handika sy Hampiasa Ireo Zavatra Misy: iOS

Ianaro ny fomba handikana sy hampiasana ireo zavatra misy ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Hanisy sy Hampiasa Mari-pitadidiana: iOS

Ianaro ny fomba hanisiana sy hampiasana mari-pitadidiana ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Hampiasa Ireo Nojerena: iOS

Ianaro ny fomba hampiasana an’ireo nojerena ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Hanova ny Endrik’izay Vakina : iOS

Ianaro ny fomba hanovana ny endrik’izay vakina ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Hikaroka ao Amin’ny Baiboly sy Ireo Zavatra Misy: iOS

Ianaro ny fomba hikarohana ao amin’ny Baiboly sy ireo zavatra misy, sy ny fomba hikarohana loha hevitra ao amin’ny Fandalinana ny Soratra Masina ao amin’ny JW Library, amin’ny fitaovana iOS.

Hanoritra Teny: iOS

Ianaro ny fomba hanoritana teny ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Fanontaniana Fametraky ny Olona: JW Library (iOS)

Jereo ato ny valin’ny fanontaniana fametraky ny olona.