Hijery ny anatiny

Fifampiresahana

Manaova Zavatra Mahafinaritra Miaraka Amin’ny Vadinao

Betsaka ny mpivady tsy mba mifampiresaka nefa samy ao an-trano ao ihany. Inona no azon’izy ireo atao mba hahafinaritra azy mivady ny fotoana iarahany?

Mahaiza Mandanjalanja Rehefa Mampiasa Fitaovana Elektronika

Mety hahasoa nefa mety handrava ny tokantranonao ny fitaovana elektronika. Misy vokany ao an-tokantranonao ve izy ireny?

Ahoana no Handaminana Olana?

Tsy mitovy ny fomba firesaky ny lehilahy sy ny vehivavy. Tsy ho mora sorena ianao raha mahalala an’izany.

Henoy Tsara ny Vadinao

Tianao ho tsapan’ny vadinao ve hoe tianao izy? Asehoy àry fa tena mihaino azy ianao. Ahoana moa izany?

Mahaiza Mifandefitra

Ireto misy soso-kevitra 4 hanampy anareo mivady mba tsy hiady hevitra be, fa hiara-hitady vahaolana.

Ahoana no Hampilamina ny Tokantrano?

Mety hampilamina ny tokantrano ve ny torohevitra ao amin’ny Baiboly? Vakio ato izay nolazain’ireo efa nampihatra an’izany.

Ahoana no Hatao Raha Zatra Tsy Mifampiteny?

Nahoana ny mpivady sasany no lasa tsy mifampiteny, ary inona no azony atao mba handaminana an’ilay olana?

Ahoana Raha Mampahatezitra Be Anao ny Vadinao?

Mety harary ianao raha tsy mahafehy fahatezerana. Mety hahita olana koa anefa ianao raha koboninao fotsiny ilay izy. Inona àry no azonao atao raha mampahatezitra be anao ny vadinao?

Miezaha mba Tsy Hifamaly

Mifamaly foana ve ianareo mivady? Fantaro ireo toro lalan’​ny Baiboly afaka manampy anareo.

Miezaha mba Tsy Hanao Teny Maharary

Inona no azonareo atao raha nanimba ny fifandraisanareo mivady ny teny maharary?

Mahaiza Miala Tsiny

Ahoana raha tsy izaho no diso?

Mahaiza Mifamela

Nahoana no sarotra ny mamela heloka? Afaka manampy anao ny Baiboly.

Renikely ve Ianao sa Nanambady Indray ny Vadinao?

Inona ny torohevitry ny Baiboly afaka manampy ny fianakaviana misy raikely na renikely?