Hijery ny anatiny

Mampiaraka

Efa Afaka Mampiaraka ve Aho?

Zavatra dimy hanampy anao hahalala raha efa afaka mampiaraka sy manambady ianao.

Tsy Mampaninona ve ny Manadaladala Olona?

Inona no atao hoe manadaladala olona? Nahoana no misy manao an’ilay izy? Inona no maharatsy an’ilay izy?

Mpinamana Fotsiny sa Mpifankatia? Fizarana 1: Tia Anao Tokoa ve Izy?

Ato misy soso-kevitra hanampy anao hahafantatra raha tena tia anao ny olona iray na te ho namanao fotsiny.

Mpinamana Fotsiny sa Mpifankatia? Fizarana 2: Tena Tia Azy Tokoa ve Aho?

Ahoana no ahafantaranao raha ny ataonao no mety hahatonga an’ilay namanao hieritreritra hoe tia azy ianao? Ireto misy soso-kevitra.

Hanao Ahoana re ny Fiainako Rehefa Manambady Aho E?—Fizarana 1

Inona no tombontsoa ananan’ireo manambady sy ny olana mety hatrehiny?

Hanao Ahoana re ny Fiainako Rehefa Manambady Aho E?—Fizarana 2

Inona no hanampy anao ho vonona hiatrika an’ireo zavatra tsy ampoizina rehefa manambady?

Tokony Hanao Tokantranomaso ve Izahay vao Hivady?

Misy olon-droa mieritreritra hoe manampy azy ireo ho vonona ho amin’ny fanambadiana ny fanaovana tokantranomaso. Hevitra tsara ve izany, sa misy safidy tsara kokoa noho izany?

Inona avy no Tokony Hampoiziko Rehefa Mampiaraka Aho?

Misy zavatra telo efa tokony hampoizinao rehefa miaraka amin’ny olona iray ianao.

Tena Tia sa Taratara Fotsiny?

Fantaro ny atao hoe taratara fotsiny amin’ny olona iray sy ny hoe tena tia azy.

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Tokantranomaso?

Manome toromarika antsika Andriamanitra hoe ahoana no hahasambatra ny fianakaviana. Mahasoa foana ny fitsipiny.

Mampiaraka​—Fizarana 3: Tokony Hisaraka ve Izahay?

Raha misy zavatra manalasala anao amin’ilay olona miaraka aminao, mbola tokony hiaraka aminy ve ianao? Hanampy anao hanapa-kevitra ity lahatsoratra ity.

Inona no Atao hoe Tena Fitiavana?

Afaka manampy ny Kristianina ny torolalan’ny Baiboly, mba hahaizany hifidy vady sy hampiseho ny tena fitiavana rehefa lasa mpivady ry zareo.

Ahoana Raha Nisaraka Ianareo Roa?

Ahoana no hiatrehanao ny fiainana indray raha nisaraka tamin’​ilay olona nirinao ho vady ianao?

Inona no Hataoko fa Nisaraka Izahay?

Ho hitanao ato hoe inona no azonao atao mba tsy halahelo be intsony.