MIFOHAZA! Desambra 2015 | Ahoana no Hampilamina ny Tokantrano?

Na miady lava aza ianareo ao an-trano, dia mbola azo ovana izany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Mahatonga ny Fifamaliana?

Fahita any amin’ny tokantrano maro ve ny fifamaliana resahina ato amin’ity lahatsoratra ity?

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Hanampy Anareo Tsy Hifamaly Intsony?

Misy dingana enina azonao arahina ato mba hampilamina ny tokantranonao indray.

MATOAN-DAHATSORATRA

Ahoana no Hampilamina ny Tokantrano?

Mety hampilamina ny tokantrano ve ny torohevitra ao amin’ny Baiboly? Vakio ato izay nolazain’ireo efa nampihatra an’izany.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ahoana Raha Samy Hafa Be Izahay?

Efa nieritreritra ve ianao hoe tsy mifanentana mihitsy ianareo mivady?

Ireny fa Tonga ny Trozona!

Ahoana no ahafahan’io trondro be milanja 80 taonina io mivezivezy any anaty rano?

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Ny Maty

Mankany ankoatra ve ny maty? Manao ahoana ny olona rehefa maty?

TOPY MASO ERAN-TANY

Maresaka Momba An’i Eoropa

Mety ho gaga ianao fa misy ifandraisany amin’ny Baiboly ireo vaovao ireo.

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Mifohaza! 2015

Lisitry ny lahatsoratra nivoaka tamin’ny 2015, arakaraka ny foto-kevitra.

NISY NAMORONA VE?

Ny Fahaizan’ny Vatana Manasitrana Fery

Miezaka maka tahaka an’izany ny manam-pahaizana rehefa manamboatra plastika vaovao. Ahoana no ataony?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Mahasambatra ny Manome

Misy fomba maro azonao atao mba hanaovana fanomezana ho an’ny hafa. Inona ohatra?

Ny Tanany no Tena Miasa

Marenina hatrany an-kibon-dreniny i James Ryan, ary lasa jamba tatỳ aoriana. Inona no nanampy azy hankafy fiainana?