Mitory sy Mampianatra

MITORY SY MAMPIANATRA

“Manao Vakansy” koa ny Fampirantiana

Efa manao fampirantiana any amin’ny tanàn-dehibe ny Vavolombelona any Alemaina. Mbola mandaitra ve ilay izy rehefa any amin’ny tanàna kely fanaovana vakansy?

MITORY SY MAMPIANATRA

“Manao Vakansy” koa ny Fampirantiana

Efa manao fampirantiana any amin’ny tanàn-dehibe ny Vavolombelona any Alemaina. Mbola mandaitra ve ilay izy rehefa any amin’ny tanàna kely fanaovana vakansy?

Natao Fampirantiana tao Amin’ilay Tanànan’ny Harena Ilay “Fanomezan’Andriamanitra ho An’ny Olombelona”

Variana mihitsy ny mpianatra sy ny mpampianatra rehefa nahita an’ireo Baiboly, boky, gazety, ary video natao fampirantiana tao Romania.

Ezaka Manokana Nanampiana ny Sinti sy ny Rôma Tany Alemaina

Nizara taratasy mivalona efa ho 3 000 ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ilay ezaka manokana tamin’ny 2016. Niresaka tamin’ny Sinti sy Rôma 360 mahery ny Vavolombelona, ary nanomboka fampianarana Baiboly 19.

Diamondra Hafakely Tany Botswana

Variana ny ankizy nahita an’ireo video hoe Ataovy Namanao i Jehovah. Atoro ao amin’izy ireny hoe ahoana no ampiharana ny toro lalan’ny Baiboly.

Vaovao Tsara ho An’ny Tantsambo

Mifindrafindra seranana foana ny tantsambo ka nanao fandaharana ny Vavolombelon’i Jehovah mba hitoriana sy hampianarana Baiboly an-dry zareo eny. Inona ny vokany?

Ezaka Manokana Hiresahana ny Fampanantenan’ny Baiboly any Paris

Manao ezaka manokana ny Vavolombelon’i Jehovah mba hitoriana amin’ny olona hoe tsy haloto intsony ny tontolo iainana, araka ny ampanantenain’ny Baiboly.

Mahatratra Tampon’isa ny Vavolombelon’i Jehovah

Vavolombelon’i Jehovah 8 tapitrisa mahery no mazoto mitory, araka ny tatitra tamin’ny Aogositra 2014. Nanao ahoana ny fitomboan’izy ireo taorian’ny Ady Lehibe I?

Fitoriana any Amin’ny Faritany Mitokana: Aostralia

Jereo ato ny dian’ny fianakaviana iray Vavolombelon’i Jehovah any Aostralia, izay nankany ambanivohitra be nandritra ny herinandro mba hitory momba ny Baiboly.

Fitoriana any Amin’ny Farany Avaratra

Mijanona ela any amin’ny faritra avaratra ny Vavolombelon’i Jehovah, na dia tsy mora aza izany, mba hanampiana ny olona hianatra Baiboly.

Fampahafantarana ny JW.ORG Nandritra ny Foara Momba ny Boky Tany Toronto

Nizara boky sy gazety ny Vavolombelon’i Jehovah, nampiseho video, ary nanoro hoe ahoana no fampiasana ny jw.org. Nanao ahoana ny fihetsik’ireo tonga nitsidika?

Tabilao Fampirantiana Miisa 165 000 Mahery!

Mbola ny fitoriana isan-trano no fomba lehibe indrindra ampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah mba hitoriana. Mahomby koa anefa ny tabilao fampirantiana.

Ezaka Natao Maneran-tany mba Hampahafantarana ny JW.ORG

Nizara taratasy mivalona ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny Aogositra 2014 mba hampahafantarana ny tranonkalan’izy ireo. Inona no vokany?

Fampirantiana Baiboly Tena Niavaka Tany Frantsa

Nahita an’ilay fampirantiana hoe “Ny Baiboly: Taloha sy Ankehitriny ary Amin’ny Hoavy” ireo mpitsidika tamin’ilay Foara Iraisam-pirenena 2014 tany Rouen, any Frantsa.

Ampiasaina mba Hitoriana ny Hafatra ao Amin’ny Baiboly ny JW.ORG

Tian’ny Vavolombelon’i Jehovah ny mampiasa ny tranonkalany nohavaozina mba hitoriana ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra amin’ny olona maro araka izay azo atao.

Fitoriana any Amin’ny Faritany Mitokana: Irlandy

Hazavain’ny fianakaviana iray hoe nampifankatia azy ireo ny nitory tany amin’ny faritany mitokana.

Nitory Tany Amin’ny Tanàna Manodidina ny Reniranon’i Xingu Izy Ireo

Nitory ny Fanjakan’Andriamanitra tany amin’ny tanàna manodidina ny reniranon’i Xingu, any Brezila, ny Vavolombelon’i Jehovah 28 ka nandeha lakana mirefy 15 metatra.

Tonga Nijery ny Armada Ireo Tia Fahafahana

Nanao fampirantiana boky ara-baiboly ho an’ireo tonga nijery an’io hetsika io ny Vavolombelon’i Jehovah, ary azo nalaina maimaim-poana izy ireny.

Sekolin’i Gileada: Feno Fitopolo Taona Sahady

Nisy sekoly fampiofanana natomboka tany New York tamin’ny 1 Febroary 1943. Nampiofana mpitory an’arivony mba hampianatra momba an’Andriamanitra ilay sekoly.

Hianatra Teny Bengali Hoe?

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah 23 tany Queens, any New York, no nianatra niteny sy namaky ny teny bengali?

Video: Tsy Ariny Ilay Izy!

Jereo ato hoe noho ny ezaka manokana atao any Manhattan, New York, dia olona maro no nahazo boky sy gazety ara-baiboly.

Zava-baovao any Manhattan, New York

Fantaro ny ezaka manokana natao mba hampahafantarana ny hafatra ao amin’ny Baiboly.