Hijery ny anatiny

Asa sy Vola

Asa

Mikorontana Izao Tontolo Izao: Arovy ny Fanananao

Arakaraka ny hahaizanao mitantam-bola no hahavitanao hiatrika olana.

Betsaka no Tsy Tia Miasa Mafy

Misy olona mieritreritra hoe manambany azy ny miasa mafy. Olona maro anefa no tia miasa mafy. Inona no nanampy azy ireo hankafy ny asany?

Mandreraka Anao ve ny Asanao?

Aza mamono tena amin’ny asa fa araho ireto soso-kevitra ireto.

Be Atao Loatra ve Ianao?

Sarotra amin’​ny olona maro ny mamita ny asany sady mikarakara ny ao an-trano. Fa nahoana? Inona no hanampy azy ireo?

Fiheverana ny Vola

Ny Vola ve no Fototry ny Ratsy Rehetra?

Fomba fiteny mahazatra nalaina avy ao amin’ny Baiboly ilay hoe “ny vola no fototry ny ratsy rehetra”, saingy misy tsy ampy izy io.

Manatsara ny Fiainana: Vola

Tsy dia hanana olana ara-bola ianao, raha mampihatra ny toro lalan’ny Baiboly. Nahoana? Ho hitanao ato ny valin’izany.

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Vola?

Ny vola tokoa ve no mahatonga ny olana rehetra?

Ahoana no Fiheveranao ny Vola?

Misy fanontaniana fito ato hanampy anao handini-tena sao dia efa manana fomba fijery diso momba ny vola ianao.

Inona no Tena Mahasambatra? Mahay Mianina sy Malala-tanana

Olona maro no mino hoe izay manankarena ihany no sambatra sy tafita. Tena mahasambatra ve anefa ny vola sy ny fananana? Inona no asehon’ny zava-misy?

Manampy ve ny Fianarana Ambony sy ny Vola?

Maro no nandranto fianarana sy nikatsaka harena, nefa diso fanantenana.

Nahoana Isika no Mividy Zavatra?

Nahoana ny olona maro no mividy zavatra tsy tena ilainy? Inona no hanampy anao tsy ho voafitak’ireo mpanao dokam-barotra fetsifetsy?

Hilamina Ihany ve ny Olana Ara-toe-karena?

Misy fanjakana iray afaka mikarakara ny raharaha samihafa eto an-tany amin’ny fomba tonga lafatra. Hofoanany tanteraka ny fahantrana ary tsy hanahy intsony ny olona.

Zavatra Telo Tsy Voavidy Vola

Afaka mividy zavatra isan-karazany isika raha manam-bola. Misy zavatra sasany anefa tsy voavidin’ny vola nefa tena mahasambatra.

Manahy Momba ny Vola

Afaka nanome an’izay nilain’ny fianakaviany ny lehilahy iray, na dia niakatra be mihitsy aza ny vidim-piainana.

Izao Aho vao Tena Manankarena!

Nahita zavatra sarobidy lavitra noho ny vola sy harena ny lehiben’ny orinasa iray. Ahoana no nataony?

Fitantanam-bola

Ahoana Raha Lasa Mihena ny Vola Miditra Aminao?

Mety hanahy be ianao, raha mihena tampoka ny vola miditra aminao. Misy torohevitra afaka manampy anao amin’izany ao amin’ny Baiboly.

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Vola

Inona no atao raha te hanangom-bola sy hitsitsy? Ato misy torohevitra.

Ahoana Raha Manana Olana Ara-bola Ianao na Be Trosa?

Tsy voatery ho sambatra ianao raha manam-bola. Misy torohevitra efatra afaka manampy anao hahay hitantam-bola anefa ao amin’ny Baiboly.

Mahaiza Mitantam-bola

Betsaka ny mpivady miady noho ny resa-bola. Jereo ny torohevitra omen’ny Baiboly mba handaminana ny olana amin’ny resaka vola.

Ahoana no Hahaizako Hitsitsy Vola?

Efa nitranga taminao ve ny hoe nandehandeha tany an-tsena ianao mba hijerijery fotsiny, nefa avy eo nividy zavatra lafo be? Hanampy anao àry ity lahatsoratra ity.

Ahoana Raha Tsy Maintsy Miverina Mody Ianao?

Efa mba niezaka namelon-tena ve ianao nefa tratran’ny fahasahiranana? Hanampy anao ho tafarina indray ny torohevitra ato.

Tsy Mety Afa-trosa ve Ianareo?

Inona no azon’ny fianakavianareo atao raha tsy mety afa-trosa ianareo?

Tokony Hindram-bola ve Aho?

Hanampy anao hahalala ny valin’izany ny Baiboly.

Fahantrana

Mbola Hihatsara ve ny Fiainan’ireo Tsy Manan-kialofana?

Misy toro lalana manatsara ny fari-piainantsika sy manampy antsika tsy ho kivy ao amin’ny Baiboly.

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fahantrana?

Afaka ny ho sambatra ve ny olona na dia mahantra fadiranovana aza?

Tsy Hisy Intsony ve ny Fahantrana Indray Andro Any?

Iza no afaka manafoana ny fahantrana?

Miahy ny Mahantra ve Andriamanitra?

Fantaro ny fomba iahian’​Andriamanitra ny mahantra.

Mpifindra Monina Te Hanatsara Fiainana

Azo antoka ve fa hihatsara ny fiainanao sy ny an’​ny ankohonanao raha mankany andafy ianao?