Hijery ny anatiny

Fianakaviana

Misy olana ve eo aminao sy ny ray aman-dreninao? Tsy mety mifankahazo mihitsy ve ianao sy ny zokinao na ny zandrinao? Afaka manampy anao hamaha an’ireo olana ireo sy ny olana hafa atrehin’ny fianakaviana ny Baiboly.

Fifandraisana Amin’ny Ray Aman-dreny

Inona no Hataoko mba Tsy Hifamaly Amin’ny Ray Aman-dreniko Aho?

Jereo ato ireo zavatra dimy azonao atao, mba tsy hahatonga anao hifamaly matetika na hifamaly be amin’ny ray aman-dreninao.

Ahoana no Hahaizako Miresaka Amin’i Dada sy Neny?

Tsy ampoizinao hoe ho betsaka ny soa horaisinao raha miezaka mifandray tsara amin’ny ray aman-dreninao ianao.

Ahoana no Hahaizako Miresaka Amin’i Dada sy Neny?

Inona no azonao atao, raha tsy te hiresaka amin’ny ray aman-dreninao ianao?

Ahoana no Hilazako Amin’i Dada sy Neny hoe Tsy Rariny ny Fitsipika Apetrany?

Mety tsy hifehifehy be anao intsony ny ray aman-dreninao, raha miresaka tsara amin’izy ireo ianao.

Izaho ve dia Hofehifehezin’i Dada sy Neny Foana?

Mahatsapa ho voafehifehy loatra ve ianao ao an-trano? Hanampy anao ity lahatsoratra ity mba hahita izay mahatsara an’ilay izy.

Inona no Mahatsara ny Mankatò Ray Aman-dreny Foana?

Mety ho mafy be aminao ny hoe mankatò ray aman-dreny foana. Eritreritro anefa hoe inona no mahatsara an’ilay izy.

Maninona àry Aho no Tsy Mahay Miresaka Amin-dry Zareo?

Misy soso-kevitra hanampy anao hahay hiresaka tsara amin’ny ray aman-dreninao ato.

Ahoana no Ataoko fa Tsy Nanaraka ny Fitsipika Napetrak’i Dada sy Neny Aho?

Ny rano raraka, hono, tsy azo raofina intsony. Raha tsy tianao hitatra be anefa ilay olana, dia mila manao zavatra ianao. Hanampy anao amin’izany ity lahatsoratra ity.

Inona no Azoko Atao mba Hatoky Ahy i Dada sy Neny?

Torohevitra telo hanampy anao ho azo atokisana kokoa.

Inona no Hataoko fa Voafehifehy Be Aho?

Mieritreritra ianao hoe tokony hoentina hoatran’ny olon-dehibe amin’izay, nefa tsy manaiky an’izany ny ray aman-dreninao. Inona no azonao atao mba hatoky anao izy ireo?

Nahoana no Tsy Avelan’i Dada sy Neny Hifalifaly Aho?

Tokony hiera amin’i Dada sy Neny ve aho rehefa te hifalifaly sa tokony tonga dia handeha?

Marary ve ny Dadanao na ny Neninao?

Misy tanora hafa koa manana Dada na Neny marary. Jereo ato hoe inona no nanampy ankizivavy roa hiatrika an’izany.

Marary ve ny Dadanao na ny Neninao?

Hanampy anao ity fampiasana ity, amin’izay ianao hahay hikarakara an’ny dadanao na ny neninao, sy hikarakara ny tenanao.

Inona no Ataoko fa Nisaraka i Dada sy Neny?

Ahoana no atao mba tsy halahelo be, na ho tezitra, na hitana lolompo?

Fiainana ao An-trano

Ahoana Raha Tsy Mifanaraka Izaho sy ny Iray Tam-po Amiko?

Tianao ry zareo nefa indraindray koa mandreraka be anao ny ataony.

Mahaiza Mifanaraka Amin’ny Iray Tam-po Aminao

Ampiasao ity fampiasana ity mba hamantarana ny olana mety hisy eo aminao sy ny iray tam-po aminao, sy handinihana tsara an’ilay izy ary hamahana azy.

Inona no Hataoko mba Tsy Hidikiditra Be Amin’ny Fiainako ry Zareo?

Hoatran’ny hoe midikiditra loatra amin’ny fiainanao ve ny ray aman-dreninao? Misy zavatra azonao atao ve amin’izay ianao tsy mieritreritra an’izany?

Inona no Hataoko Raha mba Te Hanana ny Fiainako Manokana Aho?

Fantaro hoe inona no azonao atao mba hatoky anao bebe kokoa ny ray aman-dreninao.

Ahoana Raha Tsy Maintsy Miverina Mody Ianao?

Efa mba niezaka namelon-tena ve ianao nefa tratran’ny fahasahiranana? Hanampy anao ho tafarina indray ny torohevitra ato.