Hijery ny anatiny

Hevitry ny Olona Momba ny Niandohan’ny Fiainana

Miresaka ny Finoany Ilay Mpikaroka Momba ny Atidoha

Miresaka momba ny asany sy ny finoany ny Profesora Rajesh Kalaria. Inona no nahatonga azy ho tia siansa? Nahoana izy no nandinika momba ny niandohan’​ny fiainana?

Irène Hof Laurenceau: Manazava ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Taolana

Lasa nisalasala momba ny evolisiona izy, rehefa hitany hoe tsy mahavita ny vitan’ny tongotra mihitsy ny solon-tongotra.

Monica Richardson: Manazava ny Finoany Ilay Dokotera

Nisy ho azy ve ny fahaterahan’ny olombelona sa nisy mpamorona? Inona ny valiny hitan’i Monica amin’ny maha dokotera azy?

Miresaka ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Fanjary Tsaika

Nino ny evolisiona ny Profesora Yan-Der Hsuuw, fa niova rehefa lasa mpikaroka.

Miresaka ny Finoany Ilay Mpandidy Matihanina

Nandritra ny taona maro ny Dr. Guillermo Perez no nino ny evolisiona. Resy lahatra anefa izy tatỳ aoriana fa nisy namorona ny olona. Inona no nanova ny heviny?

Miresaka ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Voa

Nahoana ny dokotera iray no nandinika ny fiainana ka lasa nino an’Andriamanitra? Inona no nampiova hevitra azy?

Miresaka ny Finoany Ilay Mpamorona Programan’ordinatera

Nino ny evolisiona ny Profesora Fan Yu tamin’izy nanomboka niasa. Lasa mino anefa izy izao hoe Andriamanitra no namorona ny zava-drehetra. Nahoana?

Massimo Tistarelli: Manazava ny Finoany Ilay Mpanamboatra Robot

Zava-dehibe aminy ny siansa, ka lasa nisalasala momba ny finoany ny evolisiona izy.

Miresaka ny Finoany Ilay Mpahay Fizika

Porofo roa no naharesy lahatra an’i Wenlong He fa misy ny Mpamorona.

“Resy Lahatra Aho hoe Misy ny Mpamorona”

Tofoka tamin’ny fivavahana i Frédéric Dumoulin, ka tsy nino an’Andriamanitra. Niova hevitra izy rehefa nianatra Baiboly sy nikaroka momba ny natiora. Nahoana?

Miresaka ny Finoany Ilay Mpikaroka Momba ny Zavamananaina

Lasa tsy nino ny evolisiona intsony i Feng-Ling Yang, mpahay siansa. Anisan’ny nampiaiky azy ny tsipiriany vao hitan’ny mpikaroka, tao amin’ny sela. Nahoana?

Miresaka ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Simia

Fantaro hoe inona no nianarany momba ny siansa ary nahoana izy no mino ny Baiboly.

Miresaka ny Finoany Ilay Mpahay Simia

Nahoana izy no lasa nisalasala indray raha marina ny evolisiona, ary inona no naharesy lahatra azy fa tenin’Andriamanitra ny Baiboly?

Miresaka ny Finoany Ilay Mpahay Matematika

Nahoana ny Profesora Gene Hwang no mahatsapa fa tsy mifanohitra amin’ny zavatra inoany ny zavatra nianarany?

Miresaka ny Finoany Ilay Mpitendry Mozika Klasika

Ny mozika no nahatonga an’ilay mpitendry piano hanjary hino an’Andriamanitra. Nahoana izy no lasa natoky ny Baiboly?

Petr Muzny: Manazava ny Finoany Ilay Mpahay Lalàna

Teraka tao anaty fitondrana kominista izy. Noheverina ho adala izay nino ny Mpamorona tamin’izany. Jereo hoe inona no nahatonga azy hiova hevitra.

“Miaiky Aho fa Noforonin’Andriamanitra ny Zava-drehetra”

Fantaro hoe nahoana no niova ny fiheveran’ny mpahay siansa iray ny evolisiona, Baiboly, ny niavian’ny zava-drehetra.