Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

MIFOHAZA! No. 2 2021 | Manampy sa Manandevo Anao ny Teknolojia?

Manampy sa manandevo anao ny teknolojia? * Be dia be no miteny hoe voafehiny tsara ny fampiasany fitaovana elektronika fa tsy andevozin’izany izy. Mety tsy ho tandrintandriny akory anefa hoe efa mahita olana izy.

^ feh. 2 Ny finday, tablette, ordinatera tsotra na entin-tanana, sy ny toy izany no atao hoe teknolojia na fitaovana elektronika ato amin’ity gazety ity.

Inona no Vokatry ny Teknolojia Amin’ny Fifandraisanao Amin’ny Namanao?

Manampy anao hifandray amin’ny namanao foana ny teknolojia, ary mety hahatonga anareo ho mpinamana kokoa mihitsy aza.

Inona no Vokatry ny Teknolojia Amin’ny Zanakao?

Na dia kinga be aza ny ankizy rehefa mampiasa fitaovana elektronika, dia mbola mila tari-dalana ihany.

Inona no Vokatry ny Teknolojia Amin’ny Tokantranonao?

Mety hanampy ny mpivady mba hifandray kokoa ny teknolojia, raha mahay mandanjalanja ry zareo rehefa mampiasa azy io.

Inona no Vokatry ny Teknolojia Amin’ny Fomba Fisainanao?

Raha zatra mampiasa fitaovana elektronika ianao, dia mety tsy hahavita hisaintsaina tsara an’izay vakinao, tsy hahavita hifantoka amin’izay ataonao, ary ho leo be rehefa irery. Misy soso-kevitra telo afaka manampy anao ato.

Jereo ao Amin’ny JW.ORG Ireto

Iza amin’ireto no mahaliana anao?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Mety hampisy olana ny teknolojia nefa tsy tandrintandrinao akory. Mety hanimba tokantrano izy io, tsy hampifandray tsara ny mpinamana, ary hanimba ny fomba fisainana mihitsy aza.