MIFOHAZA! No. 2 2016 | Boky Tsara Fotsiny ve ny Baiboly?

Misy antony matoa io no boky miely indrindra sy voadika amin’ny fiteny betsaka indrindra hatramin’izay.

MATOAN-DAHATSORATRA

Boky Tsara Fotsiny ve ny Baiboly?

Nahoana ny olona sasany no nanao vivery ny ainy mba hahazoana Baiboly sy hamakiana azy io?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ampio ny Zanakao Hiatrika ny Fiovana eo Amin’ny Vatany

Misy soso-kevitra dimy hanampy anao amin’izany ato, ary miorina amin’ny Baiboly izy ireo.

FANADINADINANA

Miresaka ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Fanjary Tsaika

Nino ny evolisiona ny Profesora Yan-Der Hsuuw, fa niova rehefa lasa mpikaroka.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Fanahiana

Mety hahasoa ny fanahiana nefa mety hanimba koa. Ahoana no hiatrehana azy io?

Ilay Boloky Tsara Tarehy

Ho hitanao ato ny mombamomba an’io vorona tsara tarehy io.

TOPY MASO ERAN-TANY

Maresaka Momba ny Fifandraisan’ny Olona

Hita tamin’ny voka-pikarohana vao haingana fa feno fahendrena ny torohevitry ny Baiboly.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Nankaleo Ahy ny Fomba Fiainako

Mamo lava i Dmitry Korshunov. Nanomboka namaky Baiboly isan’andro anefa izy. Niova izy, ka lasa sambatra. Inona no nanampy azy?

Niova Ilay Voafonja

Voafonja i Donald taloha. Hazavainy hoe ahoana no nanampian’ny Baiboly azy hahalala an’Andriamanitra sy hanova ny fiainany ary ho lasa vady tsara.