Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fanombohana Fianarana Baiboly

Natao hanombohana fianarana Baiboly ity bokikely ity, ary maimaim-poana ny fianarana azy.

Mety ho Tianao Koa

FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA

Hoatran’ny Ahoana Ilay hoe Mianatra Baiboly Miaraka Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Afaka mampiasa an’izay fandikan-tenin’ny Baiboly tianao ianao rehefa mianatra Baiboly miaraka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Azonao asaina koa ny fianakavianao na ny namanao.