Tahafo ny Finoan’izy Ireo

Jereo amin’ity video mifampitohy ity ny lesona azonao ianarana avy amin’ireo lehilahy sy vehivavy tsy nivadika resahin’ny Baiboly.

Tahafo ny Finoan’izy Ireo: Abrahama, Fizarana 1

Jereo amin’ity video ity hoe ahoana no nahatonga an’i Abrahama ho resy lahatra hoe manatanteraka an’izay rehetra ampanantenainy i Jehovah.

Tahafo ny Finoan’izy Ireo: Abrahama, Fizarana 2

Jereo amin’ity video ity hoe ahoana no nahazoan’i Abrahama fitahiana ho an’ny tenany sy ho an’ny olombelona rehetra.

Mety ho Tianao Koa

FINOANA AN’ANDRIAMANITRA

Tahafo ny Finoan’izy Ireo: Tantaran’ireo Olona Resahin’ny Baiboly

Ho akaiky kokoa an’Andriamanitra ianao raha manahaka ny lehilahy sy vehivavy nanam-pinoana ao amin’ny Baiboly.