NY TILIKAMBO FIAMBENANA Novambra 2015 | Mankasitraka ny Ady ve Andriamanitra?

Mety ho gaga ianao raha mahalala izay lazain’ny Baiboly.

MATOAN-DAHATSORATRA

Mankasitraka ny Ady ve Andriamanitra?

Nasain’Andriamanitra niady ny vahoakany fahiny. Nampianatra ny mpianany anefa i Jesosy hoe tokony ho tia ny fahavalony izy ireo. Fa inona no niova?

MATOAN-DAHATSORATRA

Ny Fiheveran’Andriamanitra ny Ady Fahiny

Nisy zavatra telo nampiavaka an’ireo ady nasain’Andriamanitra natao fahiny.

MATOAN-DAHATSORATRA

Ny Fiheveran’Andriamanitra ny Ady Tamin’ny Taonjato Voalohany

Tsy niova ny fiheveran’Andriamanitra ny ady tamin’ny taonjato voalohany. Nisy zavatra niova anefa. Inona izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Ny Fiheveran’Andriamanitra ny Ady Amin’izao Andro Izao

Kely sisa dia hofaranan’Andriamanitra ny ady rehetra.

Fantatrao Ve?

Nahoana i Josefa no niharatra aloha vao niseho teo anatrehan’i Farao? Milaza ny Baiboly fa Grika ny rain’i Timoty. Midika ve izany fa avy any Gresy izy?

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Nieritreritra Aho hoe Tena Afa-po Tamin’ny Fiainako

Nahery setra i Pawel Pyzara, nidoroka zava-mahadomelina, ary nitady asa be karama. Niova anefa izy rehefa avy niady tamin’ny lehilahy valo be izao.

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

“Zanako Malalako sy Mendri-pitokisana ao Amin’ny Tompo”

Inona no nanampy an’i Timoty ho lasa mpiandraikitra mahay na dia saro-kenatra aza izy?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Ho aiza ireo hatsangana amin’ny maty?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Atao hoe Ady Hara-magedona?

Indray mandeha ihany no ahitana ny teny hoe Hara-magedona, ao amin’ny Baiboly. Miresaka momba an’io ady io anefa ny andinin-teny maro ao amin’ny Baiboly.