Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Andao Hianatra Baiboly!

HO AN’NY ZAZA 3 TAONA NO HO MIDINA

Andao Hianatra Baiboly!

Afakafaka aho mahita omby. Afakafaka aho mahita ondry.

Avy tao anaty sambofiara ny rehetra no niala.

Samy tsisy maty ireo biby be dia be na gidro na zirafy na kely na lehibe. Genesisy 7:7-10; 8:15-17

HO AN’NY RAY AMAN-DRENY

Asaivo tondroiny ireto:

Sambofiaran’i Noa Orsa Alika

Elefanta Zirafy Liona

Gidro Kisoa Ondry

Zebra Avana Hazo

Asaivo ataony ny feona...

Alika Omby

Kisoa Ondry