Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 2 2021 | Kely Sisa dia ho Tsara Be ny Fiainana

Efa ho tonga ve ny faran’izao tontolo izao rehefa jerena ny zava-misy eran-tany? Raha izany tokoa no izy, misy azontsika atao ve mba tsy ho faty isika rehefa tonga izany? Inona no hitranga aorian’ny farany? Mampahery ny valiny omen’ny Baiboly momba an’ireo fanontaniana ireo ary izany no horesahin’ny lahatsoratra ato.

 

Mila Tontolo Vaovao Isika!

Ratsy loatra ny tontolo misy antsika ka mila tontolo vaovao isika.

Hifarana ve Izao Tontolo Izao?

Miresaka momba ny faran’izao tontolo izao ny Baiboly, nefa milaza koa hoe hisy olona hipetraka foana eto.

Rahoviana no ho Tonga ny Farany?

Tsapanao ve hoe efa tanteraka ny zavatra nolazain’i Jesosy?

Ahoana no Atao Raha Te Hiaina ao Amin’ny Tontolo Vaovao?

Ho voavonjy isika raha minamana amin’Andriamanitra. Nahoana?

Kely Sisa dia ho Paradisa ny Tany!

Hoatran’ny ahoana ny fiainana eto an-tany rehefa tanteraka ny fampanantenan’Andriamanitra?

Efa Tena Akaiky ve ny Farany?

Mety hahagaga anao ny valiny omen’ny Baiboly.