MIFOHAZA! Oktobra 2013 | Zavatra Telo Tsy Voavidy Vola

Rehefa variana mitady vola isika, dia mety ho hadinontsika izay tena zava-dehibe eo amin’ny fiainana, nefa tsy voavidim-bola. Ireto misy ohatra telo.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Fitohanan’ny fifamoivoizana any Chine, zon’olombelona tsy voahaja any Armenia, olon-dratsy amin’ny Internet any Japon, sns.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Aza Minamana Be Loatra Amin’olon-kafa

Mihevitra ve ianao hoe: ‘Mpinamana fotsiny ange izahay e!’ Tena izany tokoa ve anefa? Diniho izay lazain’ny Baiboly ato.

FANADINADINANA

Miresaka ny Finoany Ilay Mpahay Simia

Nahoana izy no lasa nisalasala indray raha marina ny evolisiona, ary inona no naharesy lahatra azy fa tenin’Andriamanitra ny Baiboly?

MATOAN-DAHATSORATRA

Zavatra Telo Tsy Voavidy Vola

Afaka mividy zavatra isan-karazany isika raha manam-bola. Misy zavatra sasany anefa tsy voavidin’ny vola nefa tena mahasambatra.

Inona no Hatao Raha Misy Olona Voan’ny Androbe?

Matetika no heverin’ny olona fa tsy tena aretina ny androbe. Fantaro ato ny momba azy io.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Hakiviana

Nahoana no misy olona lasa kivy foana? Afaka manampy azy ve ny Baiboly?

NISY NAMORONA VE?

Ny Sofin’ny Valala

Tena kely ny sofin’ny valala nefa mitovy amin’ny an’ny olona ny fiasany. Miezaka maka tahaka azy io ny injeniera. Hampandroso ny siansa sy fitsaboana ve izany?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Ataoko fa Ampijalin’ny Ankizy Aho?

Ankizy maro no tsy afa-manoatra rehefa misy mampijaly. Hazavain’ity lahatsoratra ity hoe inona no azo atao raha misy mampijaly ianao.

Mifantoka Be Loatra Amin’ny Bikako ve Aho?

Tsy tianao mihitsy ve ny bikanao? Inona no azonao atao mba tsy hiferinaina be?

Ahoana no Hiatrehako ny Aretiko? (Fizarana 1)

Mitantara ny tanora efatra hoe inona no nanampy azy hiatrika ny aretiny sy ho falifaly foana.

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Bika Aman’endrika

Nahoana ny tanora sasany no lasa mifantoka be amin’ny bika aman’endrika? Inona no hanampy azy ireo hahay handanjalanja?

Ny Nofin’ilay Mpanao Mofo

Adikao sy ataovy pirinty ity pejy natao holokoana ity, ary jereo ny tsy mampitovy ny sary roa.