Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Israely

  • Tel Aviv, any Israely—Mitory amin’ny teny rosianina eny amin’ny toeram-pitsangantsanganana

Topy Maso—Israely

  • 9 888 000—Mponina
  • 2 129—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 32—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 4 731—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

VAOVAO

Fampirantiana Maro Kokoa ho An’ny Mpizaha Tany An’arivony any Tel Aviv

Nampitombo ny fampirantiana nataony tany Tel Aviv ny Vavolombelon’i Jehovah tany Israely, tamin’ny Mey 2019.