Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Irlandy

  • Dublin, any Irlandy—Mizara an’ilay taratasy mivalona hoe Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? eny amin’ny Grand Canal Square

Topy Maso—Irlandy

  • 7 052 000—Mponina
  • 7 974—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 121—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 907—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

PIRINTY SY FANONTANA

Mitory ny Vaovao Tsara Amin’ny Fiteny any Irlandy sy Grande-Bretagne

Manao ezaka manokana ny Vavolombelon’i Jehovah any Irlandy sy Grande-Bretagne, mba hitoriana amin’ny olona amin’ny fitenin-drazany. Inona ny vokany?

MITORY SY MAMPIANATRA

Fitoriana any Amin’ny Faritany Mitokana: Irlandy

Hazavain’ny fianakaviana iray hoe nampifankatia azy ireo ny nitory tany amin’ny faritany mitokana.

MIFOHAZA!

Fitsidihana An’i Irlandy

Manao ahoana ny olona mipetraka any amin’ny Nosy Emeraoda? Fantaro ato izany.

FOTOANA MANOKANA

Fivoriamben’ny Vondrom-paritra Manokana Tany Irlandy

Nisy fivoriamben’ny vondrom-paritra manokana hoe “Arovy ny Fonao!” natao tany Dublin any Irlandy, tamin’ny 2012. Nandray tsara ny vahiny ny Vavolombelon’i Jehovah tany. Jereo ato ny momba izany.