Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Barbade

Topy Maso—Barbade

  • 288 000—Mponina
  • 2 350—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 30—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 126—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

VAOVAO

Mbola Mitohy Foana ny Fanampiana Tra-boina

Mbola manampy sy mampahery an’ireo tra-boina tamin’ny Rivo-doza Irma sy Maria ny biraon’ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah. Inona avy no ataon’izy ireo?