Hijery ny anatiny

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Juan Pablo Zermeño: Nataon’i Jehovah Mahafinaritra Be ny Fiainako

Juan Pablo Zermeño: Nataon’i Jehovah Mahafinaritra Be ny Fiainako

Na dia nampalahelo be aza ny fiainan’ny ankizy sasany tamin’ny mbola kely, dia betsaka ihany no lasa nilamin-tsaina sy nanana tanjona tsara satria nanokan-tena ho an’i Jehovah. Nanapa-kevitra i Juan Pablo hoe tsy hanao ady totohondry intsony, dia lasa mahafinaritra be ny fiainany.