Hijery ny anatiny

3 JONA 2022
VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #4

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #4

Miresaka vaovao farany momba an’ireo rahalahy any Eoropa Atsinanana ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana. Mandrisika antsika hiaritra fitsapana sady ho faly foana koa ny fanadinadinana ataony.