Hijery ny anatiny

INONA MARINA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY? (TARI-DALANA)

Fivavahana Ankasitrahan’Andriamanitra (Fizarana 1)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 15, ity tari-dalana ity.

Eken’Andriamanitra daholo ve ny fivavahana rehetra? Raha tsy izany, dia ahoana no ahafantarana ny fivavahana marina?