Hijery ny anatiny

KILALAO ARA-BAIBOLY

Namaly ny Vavaka Nataony Andriamanitra

Makà lesona avy amin’ny tantaran’i Nehemia, izay nitady fanampiana tamin’Andriamanitra. Adikao ity fampiasana ity, vakio ilay tantara, ary alao sary an-tsaina.