Hijery ny anatiny

Lanitra

Lanitra

Inona no Atao hoe Lanitra?

Misy heviny telo ny hoe lanitra ao amin’ny Baiboly.

Iza no Mankany An-danitra?

Be dia be ny olona mihevitra hoe mankany an-danitra daholo ny tsara fanahy rehetra. Inona marina anefa no ampianarin’ny Baiboly?

Inona Ilay hoe Jerosalema Vaovao?

Misy vokany eo aminao ve io tanàna miavaka io?

Mipetraka any Amin’ny Toerana Iray ve Andriamanitra?

Inona no lazain’ny Baiboly momba ny fonenan’Andriamanitra? Any koa ve i Jesosy?

Anjely

Inona ny Anjely?

Firy ny isan’ny anjely? Samy manana ny anarany sy ny toetrany ve izy ireo?

Iza i Mikaela Arkanjely?

Manana anarana hafa koa izy, ary izay anarany izay no mety hahafantaranao azy kokoa.

Devoly sy Demonia

Tena Misy ve ny Devoly?

Misy mino fa ny faharatsiana ao amin’ny olona fotsiny ny Devoly. Marina ve izany?

Namorona ny Devoly ve Andriamanitra?

Ahoana no nampisy an’i Satana? Diniho izay nahatonga an’i Jesosy hiteny hoe “tsy nifikitra tamin’ny marina” ny Devoly.

Hoatran’ny Ahoana ny Paozin’ny Devoly?

Ny paoziny ve no tian’ny Baiboly horesahina rehefa miantso azy hoe dragona na liona?

Aiza ny Devoly no Mipetraka?

Milaza ny Baiboly fa noroahina avy tany an-danitra ny Devoly. Aiza izy izao no mipetraka?

Afaka Mifehy ny Olombelona ve ny Devoly?

Inona no ataon’ny Devoly mba hifehezana ny olona, ary inona no tokony hataontsika raha tsy te ho voafandriny isika?

Ny Devoly ve no Mahatonga ny Fijaliana Rehetra?

Lazain’ny Baiboly izay tena mahatonga ny olombelona hijaly.

Tena Misy ve ny Demonia?

Iza ireo demonia? Ary avy aiza izy ireny?

Iza moa ny Nefilima?

Antsoin’ny Baiboly hoe “olo-mahery fahiny, sady lehilahy nanan-daza” ry zareo. Inona no azontsika fantarina momba azy ireo?