Hijery ny anatiny

Hira 70: Tadiavo Izay Mendrika

Hira 70: Tadiavo Izay Mendrika

Manahafa an’i Jesosy hoatran’io ankizilahikely io, dia itorio ny vaovao tsara daholo ny olona rehetra te hihaino.

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Tadiavo Izay Mendrika

Tsy very maina ny ezaka ataontsika hitadiavana olona mendrika!

VIDEO

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah

Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.